|
|
|
|

Teny iditra1  janjanana
Fototeny  2 janjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery
5 Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08