|
|
|
|

Teny iditra1 jamba mitantana jamba
Singan-teny  2jamba, 3mitantana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12