|
|
|
|

Teny iditra 1  jaikoina
Fototeny  2 jaiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hatonina moramora, mitsaitsaika mba tsy ho taitra: Jaikoina no fisambotra io akoho io [1.1]

Fivaditsoratra  9 iakanjoy, jaikoina, 10 Joiakina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19