Entrée izatsy (itsy)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [Rajemisa 1985]
Définition française celui ou celle qui est là, ce qui [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [Razoharinoro: Soratra, page 194]
2avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [Andriamalala: Taolambalo, page 85]

Mis à jour le 2019/08/17