Entrée itony
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise this [Hallanger 1973]
Définition française celui-ci, ce [Hallanger 1974]
Synonymes itoy
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1Itony tany no tsotsofina; [Dahle: Angano, page 287]
2Mankasitraka, fa soa itony. [Ndemahasoa: Antakay, page 52]
3Tsy hita itony olona itony. [Andraina: I Vola, page 88]
4Inona izao no anaran' itony? [Andriamalala: Ranomasina, page 63]

Mis à jour le 2019/08/17