| Entrée | 1 irainjehy |
| Mots élémentaires | 2 iray, 3 zehy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en anglais |
5 one span, about 20 cm [3.1] |
| Explications en français |
6 un empan, environ 20 cm [3.1] |
| Exemples |
7 Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany: ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6 zehy irainjehy 12 ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18 hakiho roanjehy 24 hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30 tovo-tsandry : telonjehy 36 ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42 mamakitratra : efajehy 48 ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54 manindao : diminjehy 60 [2.436#126] |
| Vocabulaire | 8 Espace |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|