|
|
|
|

Teny iditra1  iombonana
Fototeny  2 ombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4 Iarahana manao: Iombonanay telo tonta ny varotra ataonay.
5 Ikambanana manana: Iombonanay fito mianadahy itỳ trano itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
6 to be the object of joint ownership or of joint effort. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 au sujet de quoi on associe ses efforts. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anambonio, 15 iombonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09