|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  injany
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro amin' ny eritreritra feon-javatra tsy dia lavitra: Injany maneno ny lakolosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 there he (she, it) is! (close at hand)
5 [same as injay] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 le voilà! (tout près)
7 [comme injay] [1.8]

Teny iditra (2/2)8  injany
Sokajin-teny  9  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 izany [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  injany, 12 jinina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17