Entrée indray mitoraka
Mots élémentaires indray ; mitoraka
Partie du discours locution
Explications en malgache Indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana [1.1]
Explications en anglais Once; lit. one throw. [1.2]
Exemples 
1Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
2Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]

Entrée indray mitoraka
Mots élémentaires indray ; mitoraka
Partie du discours locution
Explications en malgache Halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/04/16