|
|
|
|

Teny iditra1  imatesana
Fototeny  2 maty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  fa imatesanareo amana ikelezanareo aina, ataoko hanatevina ny vodihena hotantaniko any Mahandry sy Nanjakana sy Tsararay sy Masoandro ary Besakana? [2.298]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 imatesana, 9 miasa tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29