Exemples |
1 | Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo!
[2.4]
|
2 | Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana.
[2.472]
|
3 | Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro.
[2.470]
|
|