|
|
|
|

Teny iditra1  hoza-dra
Singan-teny  2 hozatra, 3 ra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny lalan-dra mamerina ny ra any amin' ny fo rehefa avy mamelona ny tena manontolo [1.1]
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12