|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 horompotsy |
| Singan-teny | 2 horona, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout :.
7 Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser.. [Merina] 8 Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae). [Bara] 9 Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha .. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
10 Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo.
[2.470#117]
11 Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895#] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|