Entrée (1/2) | 1 horohoro |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
13 [1.1] Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo |
Explications en anglais |
14 [1.7] a trembling, a shudder |
Explications en français |
15 [1.8] tremblement, frémissement |
Exemples |
16 [2.5#] Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro.
|
Entrée (2/2) | 17 horohoro |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 [1.1] Karazan' ahitra 20 [1.78] [Sihanaka] karazan-jozoro madinika |
Explications en français |
21 [1.196] Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara]
|
Vocabulaire | 22 Botanique |
Anagrammes | 23 horohoro, rohoroho |
Mis à jour le 2025/08/20 |
![]() |