|
|
|
|

Teny iditra1 honjohonjo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1]
Tsipelina hafa  4honjihonjy
Kamban-teny rehetra  5honjohonjon' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08