|
|
|
|

Teny iditra1  hogahogaina
Fototeny  2 hogahoga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain' ny ankizy izy taorian' ny fihetsika hafahafa nataony. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 hogahogaina, 10 ihogahogana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12