|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hofana
Radical  2  hofa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Autres orthographes  9  hofaina

Entrée (2/3)10  hofana
Radical  11  hofa
Partie du discours  12  verbe passif
Explications en malgache  13  Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Explications en anglais  14  to be rented from someone [1.7]
Explications en français  15  qu'on loue de quelqu'un [1.8]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :

Entrée (3/3)20  hofaña
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala] [1.78]
Vocabulaire  23  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  24 fahano, 25 fanaho, 26 fanoha, 27 hafona, 28 hofana, hofaña

Mis à jour le 2025/09/19