|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hodipotsy |
| Singan-teny | 2 hoditra, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Pentimpentina fotsifotsy amin' ny tarehy. Aretina mahazo ny hoditra, izay manjary toy ny anakandroana.
[1.1] 6 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tache blanche sur la peau, mycose.
[1.13] 8 tache blanche sur la peau. [1.54] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 10 pepo, 11 tapano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|