|
|
|
|

Teny iditra1  hitsaka am-po rano
Singan-teny  2 hitsaka, 3 fo, 4 rano
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fanaovana izay heverin'ny tena ho mety fotsiny fa tsy mila ny hevitry ny hafa.
7 Fanaovana soa am-po. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07