|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hirihiry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin' izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 inflexibilité, refus opiniâtre.
[1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 hirihiry |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Chrysalidocarpus arenarum Jum. (Arecaceae). Pousse le plus souvent en touffes comprenant plusieurs stipes. Utilisé dans la construction des maisons rustiques. Troncs très rigides..
[Sihanaka, Bezanozano, Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|