|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana.
4 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana.
5 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a glimmer of light. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  12 hirangirana
Kamban-teny rehetra  13 voahirana

Teny iditra (2/3)14  hiraña
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be.. [Tanala] [1.78]
Voambolana  17  Haizavamaniry: voankazo

Teny iditra (3/3)18  hirana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 anaran-gidro. [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  21 hira
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny Gidro

Fivaditsoratra  23 harina, 24 hirana, hiraña, 25 rahany, 26 rahina, 27 rihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09