|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hirava
Fototeny  2 rava
Sokajin-teny  3  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mirava
Ohatra  4  Ary tampimasoandro no atao vao izay no hirava ny vahoaka. [2.48]
5  Nony hirava ka nampiditrany entany ilay ankizy, tsy tao intsony ny vola. [2.472]

Teny iditra (2/2)6  Hira va?
Sokajin-teny  7  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  8  Haisoratra: boky
Mpanoratra  9 Razakandraina Jean Verdi Salomon

Fivaditsoratra  10 hariva, 11 Hira va?, hirava, 12 vahira, vahirà, 13 variha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09