|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hirana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a glimmer of light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10hirangirana
Kamban-teny rehetra  11voahirana

Teny iditra (2/3)12 hiraña
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [Tanala] [1.78]
Voambolana  15 Haizavamaniry: voankazo

Teny iditra (3/3)16 hirana
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 anaran-gidro [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  19hira
Tsanganana sy sary iray takila  20 Ny Gidro

Fivaditsoratra  21 harina, 22 hiraña, hirana, 23 rahany, 24 rahina, 25 rihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03