Entrée himake
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. [1.1]
Vocabulaire 
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31