|
|
|
|

Teny iditra 1  hihisana
Fototeny  2 hihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina
9 (katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21