|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hifitra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Tovy hevitra  4hifotra

Teny iditra (2/2)5 hifitra
Fototeny  6fitra
Sokajin-teny  7 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra

Fivaditsoratra  8 fihitra, 9 hifitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12