| Entrée | 1 hidiana |
| Radical | 2 hidy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany? (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be closed, to be locked [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|