Entrée hevoina (hevo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Poipoirina mba tsy hifatratra: Hevoy matetika ny tany misy voly [1.1]
Morphologie 
Présent : hevoina, hevoiko, hevoinao, hevoiny, hevointsika, hevoinay, hevoinareo, hevoin', hevoin-, hevoim-, hevoi-
Passé : nohevoina, nohevoiko, nohevoinao, nohevoiny, nohevointsika, nohevoinay, nohevoinareo, nohevoin', nohevoin-, nohevoim-, nohevoi-
Futur : hohevoina, hohevoiko, hohevoinao, hohevoiny, hohevointsika, hohevoinay, hohevoinareo, hohevoin', hohevoin-, hohevoim-, hohevoi-
Impératif : hevoy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20