|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hetaheta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany
4 Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 thirst [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 soif [1.8]
Ohatra  7  Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  hetaheta
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 strong desire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 désir ardent [1.8]
Ohatra  18  Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena. [2.356#]
Voambolana  19  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07