|
|
|
|

Teny iditra1  heraheraina
Fototeny  2 herahera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampiandrasina ela (enti-milaza trosa na vola tsy maintsy aloa). [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 heraheraina, 10 ireharehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12