|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 henatry ny razana |
| Singan-teny | 2 henatra, 3 razana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Enfant qui fait le déshonneur de ses ancêtres
[2.415#320] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|