|
|
|
|
Teny iditra
1
hazin
ga
zina
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Mandondona, mivohitra mandroso.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mihazin
ga
zina
Anarana :
5
fihazingazina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19