|
|
|
|

Teny iditra1  havitrika
Fototeny  2 vitrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana. [1.1]
Tovy hevitra  5 fahavitrihana, havitrihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31