|
|
|
|

Teny iditra1  havaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo avaotra. [1.1]
4 ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo. [2.313#131]
Fanazavàna teny frantsay  5 (voir aussi avaotra qui semble à préférer). Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae). Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés. On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules.. [Merina, Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  7 avaotra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 havaotra, 10 voahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09