|
|
|
|

Teny iditra1  havana avy any dilambato
Singan-teny  2 havana, 3 avy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 parents très éloignés [1.54]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12