|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatsilo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 acuité, intelligence
[1.13] |
| Voambolana | 5 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|