|
|
|
|

Teny iditra1  hatevenana
Fototeny  2 tevina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika.
5 Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ. [1.1]
Tovy hevitra  6 hatevina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12