|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatavezana |
| Fototeny | 2 tavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 fatness, corpulence.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 embonpoint, graisse.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|