|
|
|
|

Teny iditra1 hatanjahana
Fototeny  2tanjaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Tovy hevitra  5fahatanjahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12