Entrée harevaka (revaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany harevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1]
Synonymes faharevaka

Mis à jour le 2023/01/20