|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  haratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the act of shaving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de se raser [1.8]
Ohatra  6  Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424#]
7  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  21 Maroharatra

Teny iditra (2/3) 22  haratra
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
25 [Sihanaka] hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  26 the purlins in the roof of a house. [1.2]
27 a purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 les pannes des toits [1.8]
Mpanahaka  29  haraboalavo, 30  mitataoharatraambany, 31  mitataoharatraambony
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (3/3) 33  haratra
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny anglisy  35 aratra [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36 aratra [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26