Entrée harafesina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1]
Explications en anglais Rust
Rusty [1.2, 1.7]
Explications en français Rouille
Rouillé [1.8]
Dérivés 
 

Entrée harafesina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31