|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hany |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tokana, irery: Izy no hany zana-dray aman-dreniny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 single, alone, one individual, only, sole.
[1.2] 5 the only one [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le seul, unique
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 hany |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 hanina
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 nourriture, repas
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 13 faly-hany |
| Fivaditsoratra | hany, 14 hina, 15 nahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|