| Entrée | 1 hanina amam-bolony |
| Mots élémentaires | 2 hanina, 3 amana, 4 volo |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 raisina an-tendrony, izany hoe tsy fakafakaina sy dinihina na tsara na ratsy alohan' ny handraisana azy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|