|
|
|
|

Teny iditra1  hangibe
Singan-teny  2 hangy, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana voasary be somary marimarikivy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de hangy : orange et be : grosse) Citrus grandis (L.) Osbeck (Rutaceae), le pamplemoussier, arbre fruitier bien connu.. [Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Tovy hevitra  8 voahangibe
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9 hangibe, 10 ngahibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09