|
|
|
|

Teny iditra1  hamatre
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 karazam-pandrika vita kitranotrano (fandrihana fody, tsikiritiky, sarivazo, tsipoy, ets) vitsy dia vitsy na lafo be. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 hamatre, 5 mahetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12