|
|
|
|

Teny iditra1  halavitra
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra lavitra: Ny halavitry ny tany no mahatonga ahy halahelo. [1.1]
Tovy hevitra  5 fahalavitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12