|
|
|
|

Teny iditra1  halailay
Fototeny  2 lailay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny halailain' ny akanjo vita amin' ny gony. [1.1]
Tovy hevitra  5 fahalailay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12