|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hakitrokely |
| Singan-teny | 2 hatra, 3 kitro, 4 kely |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 as deep or high as the ankles
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 jusqu'aux chevilles
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano.
[2.996#]
|
| Voambolana | 10 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|