|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 haingihaingy |
| Fivaditsoratra | haingy, 9 Ingahy, 10 ngiahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|